Voatokana ho amin’ny Fitiavan’Andriamanitra feno famindram-po ho amin’ny fandresen’ny Fo Masin’i Jesosy; mandeha amin’ny lalan’ny fitokisana sy ny fitiavana notarihin’i Mb Terezin’i Jesoa Zazakely.